Ny Mino (Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/
Ny mino tsy matahotra
Na koa manahy ny amin’ny diany
Raha tojo zava-tsarotra
Tsy kivy eubbqpf Jesoa itokiany
Fa Izy no miambina ny lalany
Mitahy sy manambina ny tanany
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
2/
Ny mino tsy mihemotra
Na koa milefa fanenjehana
Matoky Ilay Mpanavotra
Hiantoka tononkira.serasera.org ny fahalemana
Fa Izy no manemitra esfwq ny olony
Ka mampitsahatra ny horohorony
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ltpu ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
3/
Ny mino tsy miombona
Fanao amin’izao tontolo izao
Manaiky sy mivonona
Ny hiova fo tokoa ho olom-baovao
Nefa Izy tsy misakana izay tianao
Safidinao malalaka ka asanao
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
Ny mino tsy matahotra
Na koa manahy ny amin’ny diany
Raha tojo zava-tsarotra
Tsy kivy eubbqpf Jesoa itokiany
Fa Izy no miambina ny lalany
Mitahy sy manambina ny tanany
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
2/
Ny mino tsy mihemotra
Na koa milefa fanenjehana
Matoky Ilay Mpanavotra
Hiantoka tononkira.serasera.org ny fahalemana
Fa Izy no manemitra esfwq ny olony
Ka mampitsahatra ny horohorony
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ltpu ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
3/
Ny mino tsy miombona
Fanao amin’izao tontolo izao
Manaiky sy mivonona
Ny hiova fo tokoa ho olom-baovao
Nefa Izy tsy misakana izay tianao
Safidinao malalaka ka asanao
Ny Tompo mampanantena ny mino
Fa handray ny arony
Omeny famonjena koa
Sy fiadanana amin’ny androny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira Akon'I Ziona (FJKM Ambohitsoa Fibebahana)Hits : 746
Likes : 0 Like
Created by : akoniziona
Date : 09/11/2023 09:44
