OMEO FO MINO (ANJOMARA-Anosivavaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ampahirato ny masokoMba hahitako ny tavanao
Ampafantaro ny lalanao
Mba hanitsiako ny diako
2-Ampaladio ny sofiko
Mba hiainoko ny feonao
Ampatsiarovy ny didinao
Mba hanekeko ny sitrakao
Ref:Omeo fo mino mba hatoky Anao
Ary hamasino ho toa Anao
Ianao ry Tompo no itokiako
Sy ho vatolampy fiarovako
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ANJOMARA-AnosivavakaVisites : 5736
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 27/03/2007 12:34