Tsy ny sitraky ny foko (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1°Tsy ny sitraky ny foko anie no ataoko
ewlayvsh    Tsy ny sitraky ny saiko no tanterahiko
     Fa ny sitrak’I Jeso nifidy ahy
     No holazaiko sy hotanterahiko
      REF:Fa ny foko dia mandrafy Anao Ray ô
            Fa ny saiko tsy manaiky hanompo Anao
          tononkira.serasera.org   Fa avy Jesosy ‘zay nirahina hamonjy ahy
            Zay vao babo aho, resinao aho Tompo ô
            Fa avy Jesosy ‘zay nirahina hamonjy ahy
       bveaije      Zay vao babo aho, resinao aho Tompo ô


2°Tsy izay rehetra fikasako dia mahasoa
   Tsy izay rehetra azoko atao dia ho fitantananao
   Fa izay hevitra mahasoa atolotrao ahy
   Ambarao fa hotanterahiko

3°Satriko foana anie Jeso hihaino Anao
   Raha ny fanahy ‘zay ato anatiko manaiky Anao tokoa
   Raha ihkxrhvj Ianao no momba Ahy, dia vonona aho re !
   Jeso Malala ô !ô mba jereo aho re

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 152
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 08:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0313