Rainay Zay any an-danitra (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Rainay ô)
Rainay Izay any an-danitra
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny Fanjakanao
Hatao anie ny sitraponao
(Ety an-tany)
Ety an-tany tahaka ny any an-danitra
Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay
Ary mamelà ny helokay
Tahaka ny namelanay izay meloka taminay

Ref : Ary aza mitondra anay
         Amin’ny fankampanahy
         Fa manafaha anay
         Amin’ny ratsy
         Fa anao ny fanjakana sy ny hery
         Ary ny voninahitra mandrakizay AMEN
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dadasa
Date : 22/04/2026 08:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346