Miarahaba (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1° Miarahaba anareo, ’zahay tonga ety
Miarahaba anareo pekwxs ’zahay zandrin’i Kristy e!
Miarahaba anareo, faly izahay
Miarahaba anareo, tonga soa indray
Refrain:Velomy ny lamako, miaraka amin’i Jesosy
xcybj Andeha isika handihy fa manana an’i Jeso
tynwjbcu Venteso ny hosana ho Azy namako ô!
tononkira.serasera.org Fa Izy no Andriamanitra Fitiavana!
2° Miarahaba anareo, ry Ray aman-dReny
Miarahaba anareo, ry zoky sy ry zandry e!
Miarahaba anareo, fa tonga soa
Miarahaba anareo, noho ny fitiavan’i Jeso
3° Miarahaba anareo, tonga eto Jerosalema
Miarahaba tonga handray ny famonjena
Miarahaba anareo ravo ny fo
Miarahaba anareo faly sy mirana tokoa
4° Miarahaba anareo, ny Hery Fanavotana
Miarahaba anareo ny fiaremantsoa ô!
Miarahaba anareo, faly fa tonga soa
Miarahaba anareo, ny tanoran’i Jeso ô!

--------
Lien: