JESOSY FIALOFAKO (Ampifafi)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesosy ô ! ianao no fialofako
Ka ametrahako ny fiainako rehetra
Mangetaheta ny fitiavanao ny aiko
Te hifikitra Aminao tokoa tsy misy fetra
Raha sitrakao re ry raiko ô!
Meteza indray mandeha
Hitantana ny diako sy izay aleha
Fanatatro fa ianao no mahay
Mampahery ry Tompo ô!
Henoy ny fivavako
Fanantenako sy hery ytakkb ary fandresena ho ahy
Ry Tompo ô! Ampaherezo aho
Fa ao Aminao aho mitony sy mifaly ny fo
Anilanao aho voavonjy tsy mijaly tokoa
Raha sitrakao re Raiko ô! Meteza indray mandeha
Hitantana ny diako sy izay aleha
Jesosy ô! Ianao irery no fiarovako
Ho reharehako sy ampingako ary mandako
Mpanala sento, mampifaly, mampitraka koa
Tsy te hanary fa hamonjy ahy mpamoy tononkira.serasera.org fo
Ny fahavalo te andavo sy wrotj hamotraka Jeso
Dia resy tsy tana rhrq noho ny herinao
Azoko antoka Tompo fa Ianano no fitaratra ho ahy
Amin’ny fiainako tsapako tsara tokoa raha Ianao no miasa

--------
Lien: