IANAO NO IANTEHERAKO (Ampifafi)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_ lanao no ianteherako
lanao no hifikirako
Jesosy zoky, fahamarinana!
Hiezaka aho
Ho tongo mpianatrao, ol o! o!
Misaotra indrindra re!
Misaotra Jesosy o!

2_Raha sendra adim-piainana
Raha tojo fahoriana
Eo lanao vao hifikirako
Ny fiainako sy ny tantarako, o! o! o!
Dia tsinotsinona e!
Raha tsy eo lanao mandinika azy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ampifafi
Visites : 189
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Malalasanta
Date : 04/07/2023 09:00
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2027