VAOVAO MAHAFALY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia Eb
Aza matahotra fa indro
Milaza teny soa
Fifaliana lehibe
Ho an’ny dkarpsbl olona rehetra
Fa mpamonjy, fa Mpamonjy
No teraka ho anareo
An-tanànan’I Davida
Dia Kristy Tompo
Zao no svcnh tononkira.serasera.org ahafantaranareo
Hahita zazalahy
Mandry eo amin’ny
Fihinanam-bilona
Tonony sy feony : bujmrfkm Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1992)
Aza matahotra fa indro
Milaza teny soa
Fifaliana lehibe
Ho an’ny dkarpsbl olona rehetra
Fa mpamonjy, fa Mpamonjy
No teraka ho anareo
An-tanànan’I Davida
Dia Kristy Tompo
Zao no svcnh tononkira.serasera.org ahafantaranareo
Hahita zazalahy
Mandry eo amin’ny
Fihinanam-bilona
Tonony sy feony : bujmrfkm Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1992)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1015
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 07/05/2019 15:24
