VAOVAO MAHAFALY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia EbAza matahotra fa indro
Milaza teny soa
Fifaliana lehibe
Ho an’ny olona rehetra
Fa mpamonjy, fa Mpamonjy
No teraka ho anareo
An-tanànan’I Davida
Dia Kristy Tompo
Zao no ahafantaranareo
Hahita zazalahy
Mandry eo amin’ny
Fihinanam-bilona
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1992)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 639
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 07/05/2019 15:24