RY RAIKO Ö! BE FIANTRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Ry Raiko be fiantra, tariho ny itjidvdt ondrinao
Tsinjovinao fa mahantra, ny fiainan-janakao
Kely finoana ka mila hirona , minia manadio Anao
Be siasia mivily mania, toa tsy mahatsiaro Anao
Tompo Mpanjaka Tsitoha mahery
Avoty izahay fa onvswfen mila ho very
Tompo Mpanjaka Tsitoha mahery
Avoty izahay fa mila ho very
Be fahavalo ny fiainanay
Sarotra mafy tononkira.serasera.org ary koa mahamay
Ô! Raiko ô! Raiko ô!
Ô! Mba jereo
Avoty izahay ka ampio ary omeo
Ny famindramponao
Ry Raiko atanjaho, ety yzsxhuvp an-dàlana ety
Fa be loza mitatao, misakana ny dia
Ry Raiko ô! Vimbino tantano fa mandalo ny andronay
Ry Raiko ô! Tariho sy tohano fa mora kivy izahay
Tonony sy feony : Rahaingomahefa Pascal
(19/02/2005)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1119
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 23:01