RY RAIKO Ö! BE FIANTRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Ry Raiko be fiantra, tononkira.serasera.org tariho ny ondrinao
Tsinjovinao fa mahantra, ny fiainan-janakao
Kely finoana ka mila hirona , minia manadio Anao
Be siasia mivily mania, toa tsy mahatsiaro Anao
Tompo Mpanjaka Tsitoha mahery
Avoty izahay fa mila ho very
Tompo Mpanjaka Tsitoha mahery
Avoty izahay fa mila ho very
Be fahavalo ny fiainanay
Sarotra mafy ary koa mahamay
Ô! gbnhwqny Raiko ô! Raiko ô!
Ô! vqaqcbkx Mba jereo
Avoty izahay ka ampio ary omeo
Ny famindramponao
Ry Raiko atanjaho, ety an-dàlana ety
Fa be loza mitatao, misakana ny dia
Ry Raiko ô! Vimbino tantano fa mandalo ny andronay
Ry Raiko ô! Tariho sy tohano fa mora kivy izahay
Tonony sy feony : Rahaingomahefa mmfqre Pascal
(19/02/2005)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1194
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 23:01