RY NOELY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RY NOELY
Do dia EB
Tsy tambonay isana, ry noely
Ny soa entinao , ka miely
Tsy tononkira.serasera.org tambonay lazaina, ry qilmwwc noely
Ny fanambinanao, ombieny ombieny
F’ilay zaza soa, tonga nofo
No anton’izao sy alnh porofo
F’Andriamanitra, fitiavana
Nidina tety, dia ilay Mesia
Mitondra famonjena , ny noely
Mizara hafaliana , ny noely
Mitory fandresena, ny noely
Mambomba fitahiana, ny noely
Ny andronay hzofluwm rehetra, ho noely
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(12/10/90)
Do dia EB
Tsy tambonay isana, ry noely
Ny soa entinao , ka miely
Tsy tononkira.serasera.org tambonay lazaina, ry qilmwwc noely
Ny fanambinanao, ombieny ombieny
F’ilay zaza soa, tonga nofo
No anton’izao sy alnh porofo
F’Andriamanitra, fitiavana
Nidina tety, dia ilay Mesia
Mitondra famonjena , ny noely
Mizara hafaliana , ny noely
Mitory fandresena, ny noely
Mambomba fitahiana, ny noely
Ny andronay hzofluwm rehetra, ho noely
Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(12/10/90)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1154
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 23:01
