RY NOELY (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RY NOELY
Do dia EB
Tsy tambonay isana, ry noely
Ny soa entinao , ka miely
Tsy tambonay lazaina, ry noely
Ny fanambinanao, ombieny ombieny

F’ilay zaza soa, tonga nofo
No anton’izao sy porofo
F’Andriamanitra, fitiavana
Nidina tety, dia ilay Mesia

Mitondra famonjena , ny noely
Mizara hafaliana , ny noely
Mitory fandresena, ny noely
Mambomba fitahiana, ny noely
Ny andronay rehetra, ho noely

Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(12/10/90)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Hits : 762
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 23:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1834