MAMELA NY HELOKO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia E
Na dia maro aza ny otako
Nty aho Raiko ô! Manantena famelana
Avy aminao r’ilay naharin’ny tontolo
Zay niainako tety fahizay
Tompo mpamonjy ny làlako
Toa tsy hisy fitsaharana
Ireny hadisoako mandratra fo
Ray ô! Mamela atarzg ny helokay
Fantatro hatrizay ary hitanao koa
Zay rehetra pscr kasainay atao
Ny foko no atolotro, ho Anao manontolo
Ray ô! Mamela ny helokay , avelao
Tsy ho takatry ny saiko izay vitanao
Fitiavana avokoa, ayoso saingy tsy haiko
Ny mitory ny hazavanao manontolo no mintsinjo
Diso aho tononkira.serasera.org nefa tsy mba foinao
Tonony sy feony : Andriamihaja Tantely
(01/04/1992)
Na dia maro aza ny otako
Nty aho Raiko ô! Manantena famelana
Avy aminao r’ilay naharin’ny tontolo
Zay niainako tety fahizay
Tompo mpamonjy ny làlako
Toa tsy hisy fitsaharana
Ireny hadisoako mandratra fo
Ray ô! Mamela atarzg ny helokay
Fantatro hatrizay ary hitanao koa
Zay rehetra pscr kasainay atao
Ny foko no atolotro, ho Anao manontolo
Ray ô! Mamela ny helokay , avelao
Tsy ho takatry ny saiko izay vitanao
Fitiavana avokoa, ayoso saingy tsy haiko
Ny mitory ny hazavanao manontolo no mintsinjo
Diso aho tononkira.serasera.org nefa tsy mba foinao
Tonony sy feony : Andriamihaja Tantely
(01/04/1992)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1330
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 23:08
