Ampidiro aloha ny tenimiafina
MAMELA NY HELOKO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia E
Na dia maro aza ny otako
Nty aho Raiko ô! xogi Manantena famelana
Avy aminao r’ilay naharin’ny tononkira.serasera.org tontolo
Zay unpl niainako tety fahizay
Tompo mpamonjy ny làlako
Toa tsy hisy fitsaharana
Ireny hadisoako mandratra fo
Ray ô! Mamela ny helokay
Fantatro hatrizay ary hitanao koa
Zay rehetra kasainay hbaffps atao
Ny foko no atolotro, ho Anao manontolo
Ray ô! Mamela ny helokay , avelao
Tsy ho takatry ny saiko izay vitanao
Fitiavana avokoa, saingy tsy haiko
Ny mitory ny hazavanao manontolo no mintsinjo
Diso aho nefa tsy mba foinao
Tonony sy feony : Andriamihaja Tantely
(01/04/1992)
Na dia maro aza ny otako
Nty aho Raiko ô! xogi Manantena famelana
Avy aminao r’ilay naharin’ny tononkira.serasera.org tontolo
Zay unpl niainako tety fahizay
Tompo mpamonjy ny làlako
Toa tsy hisy fitsaharana
Ireny hadisoako mandratra fo
Ray ô! Mamela ny helokay
Fantatro hatrizay ary hitanao koa
Zay rehetra kasainay hbaffps atao
Ny foko no atolotro, ho Anao manontolo
Ray ô! Mamela ny helokay , avelao
Tsy ho takatry ny saiko izay vitanao
Fitiavana avokoa, saingy tsy haiko
Ny mitory ny hazavanao manontolo no mintsinjo
Diso aho nefa tsy mba foinao
Tonony sy feony : Andriamihaja Tantely
(01/04/1992)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1331
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 03/05/2019 23:08
