IZAO TONTOLO IZAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Ireo vahoaka eran-tany
Ry Tompo miantso anao pwuawy
Fa drindran’ady mafaitra
Nozongaina isan’andro isan’ora
Izy tononkira.serasera.org ireo mitomany, izy ireo mitaraina
Izy ireo mijaly, nefa manantena

Adinonay olombelona
Ny fisianao mpamorona
Adinonay ihany koa
Ireo didy napetrakao
Tompo tia ô! Torio aminay indray
Ireo teny soa , avy aminao

Betsaka izahay ety,
No manda mitsipaka anao
Ka mandia ny lfnn làalana
Hahavery rahatrizay
Ianao ry dfwj Tompo, mibitsika aminay indray
Sy hanoro koa ny dia, ary hananatra

Tonony : Dedem Ranaivoarilala
Feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(11/09/1988)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 1461
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 03/05/2019 08:32
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0861