IZAO TONTOLO IZAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia F
Ireo vahoaka eran-tany
Ry Tompo miantso anao
Fa drindran’ady mafaitra
Nozongaina isan’andro isan’ora
Izy ireo mitomany, izy ireo mitaraina
Izy ireo mijaly, nefa manantena
Adinonay olombelona
Ny fisianao mpamorona
Adinonay ihany koa
Ireo tononkira.serasera.org didy napetrakao
Tompo tia ô! Torio aminay indray
Ireo teny soa nqombw , avy aminao
Betsaka izahay ety,
No manda mitsipaka sglaqj anao
Ka mandia ny làalana
Hahavery rahatrizay
Ianao ry Tompo, mibitsika aminay indray
Sy hanoro koa ny dia, ary hananatra
Tonony : Dedem Ranaivoarilala
Feony ptwkkz : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(11/09/1988)
Ireo vahoaka eran-tany
Ry Tompo miantso anao
Fa drindran’ady mafaitra
Nozongaina isan’andro isan’ora
Izy ireo mitomany, izy ireo mitaraina
Izy ireo mijaly, nefa manantena
Adinonay olombelona
Ny fisianao mpamorona
Adinonay ihany koa
Ireo tononkira.serasera.org didy napetrakao
Tompo tia ô! Torio aminay indray
Ireo teny soa nqombw , avy aminao
Betsaka izahay ety,
No manda mitsipaka sglaqj anao
Ka mandia ny làalana
Hahavery rahatrizay
Ianao ry Tompo, mibitsika aminay indray
Sy hanoro koa ny dia, ary hananatra
Tonony : Dedem Ranaivoarilala
Feony ptwkkz : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(11/09/1988)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 1461
Likes : 0 Like
Created by : Njato5
Date : 03/05/2019 08:32
