Ianao no mahalala (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o!ianao no mahalala
na ny ktuhcgkw fipetrako sy ny fitsangako
Ianao irery no mahay mamantatra
Ny heritreritro rehetra
1.ny omaliko efa voavakinao
ka ifonako ry Tompo oh
zay tsy sitrakao
ny androaniko dia mivelatra Aminao
zay sahaza ho zgjquep ahy
ry Tompo oh
dia tanteraho
Ry Tompo ô! tononkira.serasera.org Fantatrao ny momba ahy
Sy ny antom-pisiako, efa hatrany ambohoka
Ianao irery, mahalala ny ao am-po
Hitanao ny ratsy sy ny soa
2.Ny ampitsoko efa voasoritrao
ekeko avokoa ry Tompo oh
zay tinendrinao
Ny fahalemeko na ny fahombiazako
efa fantatrao ry Tompo cuqbv oh
fa mbola tianao....
efa fantatrao ry Tompo oh,fa mbola tianao....
tonony &feony; : Rahaingomahefa Pascal
01/07/13
na ny ktuhcgkw fipetrako sy ny fitsangako
Ianao irery no mahay mamantatra
Ny heritreritro rehetra
1.ny omaliko efa voavakinao
ka ifonako ry Tompo oh
zay tsy sitrakao
ny androaniko dia mivelatra Aminao
zay sahaza ho zgjquep ahy
ry Tompo oh
dia tanteraho
Ry Tompo ô! tononkira.serasera.org Fantatrao ny momba ahy
Sy ny antom-pisiako, efa hatrany ambohoka
Ianao irery, mahalala ny ao am-po
Hitanao ny ratsy sy ny soa
2.Ny ampitsoko efa voasoritrao
ekeko avokoa ry Tompo oh
zay tinendrinao
Ny fahalemeko na ny fahombiazako
efa fantatrao ry Tompo cuqbv oh
fa mbola tianao....
efa fantatrao ry Tompo oh,fa mbola tianao....
tonony &feony; : Rahaingomahefa Pascal
01/07/13
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Visites : 1978
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : miorarobson
Date : 23/03/2015 14:59
