Ianao no mahalala (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo o!ianao no mahalala
na ny yimabns fipetrako sy ny fitsangako
Ianao irery no mahay mamantatra
Ny heritreritro rehetra
1.ny omaliko efa voavakinao
ka ifonako ry Tompo tononkira.serasera.org oh
zay tsy sitrakao
ny androaniko dia mivelatra Aminao
zay sahaza ho ahy
ry Tompo oh
dia tanteraho
Ry Tompo ô! Fantatrao ny momba ahy
Sy ny antom-pisiako, efa hatrany ambohoka
Ianao irery, mahalala ny ao am-po
Hitanao ny ratsy sy ny soa
2.Ny ampitsoko efa voasoritrao
ekeko avokoa ry Tompo oh
zay shdh tinendrinao
Ny fahalemeko na zapz ny fahombiazako
efa fantatrao ry Tompo oh
fa mbola tianao....
efa fantatrao ry Tompo oh,fa mbola tianao....
tonony &feony; : Rahaingomahefa Pascal
01/07/13
na ny yimabns fipetrako sy ny fitsangako
Ianao irery no mahay mamantatra
Ny heritreritro rehetra
1.ny omaliko efa voavakinao
ka ifonako ry Tompo tononkira.serasera.org oh
zay tsy sitrakao
ny androaniko dia mivelatra Aminao
zay sahaza ho ahy
ry Tompo oh
dia tanteraho
Ry Tompo ô! Fantatrao ny momba ahy
Sy ny antom-pisiako, efa hatrany ambohoka
Ianao irery, mahalala ny ao am-po
Hitanao ny ratsy sy ny soa
2.Ny ampitsoko efa voasoritrao
ekeko avokoa ry Tompo oh
zay shdh tinendrinao
Ny fahalemeko na zapz ny fahombiazako
efa fantatrao ry Tompo oh
fa mbola tianao....
efa fantatrao ry Tompo oh,fa mbola tianao....
tonony &feony; : Rahaingomahefa Pascal
01/07/13
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Hits : 2010
Likes : 1 Like
Created by : miorarobson
Date : 23/03/2015 14:59
