HAFATRA (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Do dia G/C
Andriamanitra anio, dia manafatra
Ny baiboly mbola manafatra
Tiavo reo namanao , tahaka ny tenanao
Fa atao ahoana no fitia namana
Raha tys tia tena

Nefa izao no zava-misy,
Maha-ory fo tokoa
Ny ahy foana hatrany hatrany
Ny ahy tononkira.serasera.org foana hatrany hatrany
Ny ahy foana sesilany
Fitiavan-tena tafahoatra
Tsy sitraky ny Ray any an-koatra

Andriamanitra anio, dia manafatra
Ny baiboly mbola manafatra
Tiavo reo namanao, xvsxlqno tahaka ny tenanao
Ny mamihina ny soa samirery
Tsy efubud fanao, raha mpivavaka ianao htoqxs

Tonony sy feony : Pasteur Rahaingonjanahary Rodolphe
(1992)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 1196
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 02/05/2019 15:23
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.064