DINIHO NY TENANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia A

Koa diniho ny tena
Raha toa ka
Mitoetra amin’ny finoana
An’I Jesoa Mpamonjy
Nanaiky ho tononkira.serasera.org sorona
Teo ambonin’ny cssmbggg hazo fijaliana

Maty teo, ny otanao
Tsy hanankery intsony
Maty teo koa ; Jesoa
Nefa velona okwu indray, velona indray
Voavela teo ny xigezdvo helokay ry mpino

Maty teo, ny otanao
Tsy hanankery intsony
Maty teo koa ; Jesoa
Nefa velona indray, velona indray
Hatraiza moa ny lanjan’ny finoana

Tonony sy feony : RAHAINGOMAHEFA PASCAL
(11/06/10)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)
Visites : 1218
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njato5
Date : 02/05/2019 10:58
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0393