DINIHO NY TENANAO (Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
DO dia A
Koa diniho ny tena swuixtnw
Raha toa ka
Mitoetra amin’ny finoana
An’I Jesoa Mpamonjy
Nanaiky ho sorona
Teo jehwiren ambonin’ny hazo fijaliana
Maty teo, ny otanao
Tsy hanankery intsony
Maty teo koa ; Jesoa
Nefa velona indray, velona indray
Voavela teo ny helokay ry mpino
Maty qprcjm teo, ny otanao
Tsy hanankery intsony
Maty teo koa ; Jesoa
Nefa velona indray, velona indray
Hatraiza moa ny lanjan’ny finoana
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : RAHAINGOMAHEFA PASCAL
(11/06/10)
Koa diniho ny tena swuixtnw
Raha toa ka
Mitoetra amin’ny finoana
An’I Jesoa Mpamonjy
Nanaiky ho sorona
Teo jehwiren ambonin’ny hazo fijaliana
Maty teo, ny otanao
Tsy hanankery intsony
Maty teo koa ; Jesoa
Nefa velona indray, velona indray
Voavela teo ny helokay ry mpino
Maty qprcjm teo, ny otanao
Tsy hanankery intsony
Maty teo koa ; Jesoa
Nefa velona indray, velona indray
Hatraiza moa ny lanjan’ny finoana
Tonony sy tononkira.serasera.org feony : RAHAINGOMAHEFA PASCAL
(11/06/10)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-Peon'ny Fahazavana (A.P.F)Vangy : 1220
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Njato5
Daty : 02/05/2019 10:58
