TSY MISY (Amboaram-peo Ny Fahazavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Derao jpdci Jeso fa mahery
derao jeso fa mahery
Anao ny hery sy ny fahefana
Anao lbvvij ny hery sy ny fanjakana
Anao ny hery sy ny fiderana
Anao ny hery sy tononkira.serasera.org ny fitsarana
Tsy misy masakana
rhf miasa Ianao
Tsy misy maharombaka
ny eo ampelatananao
2. Hobio hcapuqaf Jeso fa mahery
hobio JEso fa mahery
Tsy misy tahaka Anao
ny fasana resinao
tsy misy fianana
rahatoa ka misaraka Aminao
Derao derao Jeso
Derao fa Mahery Izy eh
Hobio hobio Jeso
Hobio fa mahery Izy Eh...
derao jeso fa mahery
Anao ny hery sy ny fahefana
Anao lbvvij ny hery sy ny fanjakana
Anao ny hery sy ny fiderana
Anao ny hery sy tononkira.serasera.org ny fitsarana
Tsy misy masakana
rhf miasa Ianao
Tsy misy maharombaka
ny eo ampelatananao
2. Hobio hcapuqaf Jeso fa mahery
hobio JEso fa mahery
Tsy misy tahaka Anao
ny fasana resinao
tsy misy fianana
rahatoa ka misaraka Aminao
Derao derao Jeso
Derao fa Mahery Izy eh
Hobio hobio Jeso
Hobio fa mahery Izy Eh...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Ny FahazavanaVisites : 1177
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ralhforce
Date : 13/07/2018 18:25
