Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mankasitraka (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaharinay tsara indrindra
Ravoravo izahay ety
Mahatsiaro ny fiainana tsara rindra
Ka tratra ity andro ity
Falifaly tononkira.serasera.org sy mirana e!
Fa noraisin'Ilay Mesia
Ho isan'ireo voafidy izahay
Hitondra ny anarany
Mankasitraka e! eram-po sy eran-tasaina
Mankasitra e! ravoravo ery ty tena
Mankisatraka e! Anao Jehovah Ray
Ka manomboka izao ny lalanao no lalanay
Sitraka e! sy xbuv telina avokoa
Ireo soa narotsakao Fahasoavana ihany koa eh
Sitraka e! Voninahitra pzft ho anao Ray Tsitoha
Ray, zanaka Fanahy Masina e!
Lolohavina antapon'ny loha
Mankasitraka e! eram-po sy eran-tasaina
Mankasitra e! ravoravo ery ty tena
Mankisatraka e! Anao Jehovah Ray
Ka manomboka izao ny lalanao no lalanay cfxvllk x3
Ravoravo izahay ety
Mahatsiaro ny fiainana tsara rindra
Ka tratra ity andro ity
Falifaly tononkira.serasera.org sy mirana e!
Fa noraisin'Ilay Mesia
Ho isan'ireo voafidy izahay
Hitondra ny anarany
Mankasitraka e! eram-po sy eran-tasaina
Mankasitra e! ravoravo ery ty tena
Mankisatraka e! Anao Jehovah Ray
Ka manomboka izao ny lalanao no lalanay
Sitraka e! sy xbuv telina avokoa
Ireo soa narotsakao Fahasoavana ihany koa eh
Sitraka e! Voninahitra pzft ho anao Ray Tsitoha
Ray, zanaka Fanahy Masina e!
Lolohavina antapon'ny loha
Mankasitraka e! eram-po sy eran-tasaina
Mankasitra e! ravoravo ery ty tena
Mankisatraka e! Anao Jehovah Ray
Ka manomboka izao ny lalanao no lalanay cfxvllk x3
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Amboaram-peo Mi-RayVisites : 1774
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mi-Ray
Date : 18/02/2019 10:58
