Mankasitraka (Amboaram-peo Mi-Ray)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zanaharinay tsara indrindra
Ravoravo izahay ety
Mahatsiaro ny fiainana tsara rindra
Ka tratra ity andro ity
Falifaly sy mirana e!
Fa noraisin'Ilay tononkira.serasera.org Mesia
Ho isan'ireo voafidy izahay
Hitondra ny anarany
Mankasitraka e! eram-po sy eran-tasaina
Mankasitra e! ravoravo ery ty tena
Mankisatraka e! Anao Jehovah Ray
Ka manomboka izao ny lalanao no lalanay
Sitraka e! sy telina avokoa
Ireo soa narotsakao Fahasoavana ihany koa eh
Sitraka e! Voninahitra ho anao Ray Tsitoha
Ray, zanaka Fanahy Masina e!
Lolohavina antapon'ny loha
Mankasitraka e! kabwt eram-po sy eran-tasaina
Mankasitra e! ravoravo ery ty sretoyj tena
Mankisatraka e! Anao Jehovah Ray
Ka manomboka izao ny lalanao no lalanay rulezx x3

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Amboaram-peo Mi-RayHits : 1618
Likes : 0 Like
Created by : Mi-Ray
Date : 18/02/2019 10:58