Havaozy ny talenta (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nisy voady natao taona maro lasa izay
Nanonolorana tena fa hanompo ny Ray
Niorenan'ny saina fa vonona hitory
Lay avotra soa zay hamonjena ny ory
REF:
Homba anao lay Jesoa ka dia havaozy izay jyje nekena
Ary aza mba mihemotra fa dia miorena
Ny xoorh tena mpanompo mijoro milofo
Tsy resin'ilay ratsy mpifofo
2-Maro ny fitsapana efa nodiavinao
Tsy mba potrak'an-dalana ianao fa satria
Nanankinan'ny Tompo adidy an-tsorokao
Hitory ny anarany haharitra doria
REF:
Homba anao lay Jesoa....
3-Aza tononkira.serasera.org mierikerik'ianao fa mandrosoa
Ary frtnwb havaozy ho soa ny talenta azonao
Tsofy indray ny Anjomara hanerana ny tany
Ka dia ambarao ny fandresen'ilay Nahary
REF:
Homba anao lay Jesoa...
CODA:
Jesoa efa nametraka anao ho fahazavana
Matoky anao hamiratra n'aiza no aleha
Ny hazo fijaliany namoizany aina
No tano hanome ny fandresena
Nanonolorana tena fa hanompo ny Ray
Niorenan'ny saina fa vonona hitory
Lay avotra soa zay hamonjena ny ory
REF:
Homba anao lay Jesoa ka dia havaozy izay jyje nekena
Ary aza mba mihemotra fa dia miorena
Ny xoorh tena mpanompo mijoro milofo
Tsy resin'ilay ratsy mpifofo
2-Maro ny fitsapana efa nodiavinao
Tsy mba potrak'an-dalana ianao fa satria
Nanankinan'ny Tompo adidy an-tsorokao
Hitory ny anarany haharitra doria
REF:
Homba anao lay Jesoa....
3-Aza tononkira.serasera.org mierikerik'ianao fa mandrosoa
Ary frtnwb havaozy ho soa ny talenta azonao
Tsofy indray ny Anjomara hanerana ny tany
Ka dia ambarao ny fandresen'ilay Nahary
REF:
Homba anao lay Jesoa...
CODA:
Jesoa efa nametraka anao ho fahazavana
Matoky anao hamiratra n'aiza no aleha
Ny hazo fijaliany namoizany aina
No tano hanome ny fandresena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Vangy : 1551
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bigdog
Daty : 07/11/2014 18:42
