Ampidiro aloha ny tenimiafina
Havaozy ny talenta (AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nisy voady natao taona maro lasa izay
Nanonolorana tena ufwi fa hanompo ny Ray
Niorenan'ny saina fa vonona hitory
Lay avotra soa zay hamonjena ny ory
REF:
Homba anao jvnqdx lay Jesoa ka dia havaozy izay nekena
Ary aza mba mihemotra fa dia miorena
Ny tena mpanompo mijoro milofo
Tsy resin'ilay ratsy mpifofo
2-Maro ny fitsapana efa nodiavinao
Tsy mba potrak'an-dalana tvpmqira ianao fa satria
Nanankinan'ny Tompo adidy an-tsorokao
Hitory ny anarany haharitra doria
REF:
Homba anao lay Jesoa....
3-Aza mierikerik'ianao fa mandrosoa
Ary havaozy ho soa ny talenta azonao
Tsofy indray ny Anjomara hanerana ny tany
Ka dia ambarao ny fandresen'ilay Nahary
REF:
Homba anao lay Jesoa...
CODA:
Jesoa efa nametraka anao ho fahazavana
Matoky anao hamiratra n'aiza no tononkira.serasera.org aleha
Ny hazo fijaliany namoizany aina
No tano hanome ny fandresena
Nanonolorana tena ufwi fa hanompo ny Ray
Niorenan'ny saina fa vonona hitory
Lay avotra soa zay hamonjena ny ory
REF:
Homba anao jvnqdx lay Jesoa ka dia havaozy izay nekena
Ary aza mba mihemotra fa dia miorena
Ny tena mpanompo mijoro milofo
Tsy resin'ilay ratsy mpifofo
2-Maro ny fitsapana efa nodiavinao
Tsy mba potrak'an-dalana tvpmqira ianao fa satria
Nanankinan'ny Tompo adidy an-tsorokao
Hitory ny anarany haharitra doria
REF:
Homba anao lay Jesoa....
3-Aza mierikerik'ianao fa mandrosoa
Ary havaozy ho soa ny talenta azonao
Tsofy indray ny Anjomara hanerana ny tany
Ka dia ambarao ny fandresen'ilay Nahary
REF:
Homba anao lay Jesoa...
CODA:
Jesoa efa nametraka anao ho fahazavana
Matoky anao hamiratra n'aiza no tononkira.serasera.org aleha
Ny hazo fijaliany namoizany aina
No tano hanome ny fandresena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AM GAF (Antoko Mpihira Gileada Anjomaran'ny Famonjena)Hits : 1578
Likes : 0 Like
Created by : bigdog
Date : 07/11/2014 18:42
