Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOMPO O (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o
Tompo Andriamanitra o
ianao no mpamela heloka
mba jereo ity mpanomponao ity
fa efa ela no nania
ka mifona aminao
hatrizay dia nanda ny didinao izahay
ka mifona mitalao ry Ray
fa hiverina aminao
tsy mbola renao ve
ny feony Tompo hoe
na dia mena toy ny Jaky aza tononkira.serasera.org ny otanao
dia ho dioviko fotsy vaovao
Tompo o
Tompo Andriamanitra o
inona e no havaliko aminao
noho ny soa izay nantaonao tamiko ka
inona no havaliko
havaliko ho oidgbj anao
raiso re ity foko efa trotraka
fa bpetcw io no mba atolotro
atolotro ho anao
izany indrindra no
takiana aminao
atolory ny fonao svrxrgpu ho fanatitra
f'izany sitraky ny Ray
Tompo Andriamanitra o
ianao no mpamela heloka
mba jereo ity mpanomponao ity
fa efa ela no nania
ka mifona aminao
hatrizay dia nanda ny didinao izahay
ka mifona mitalao ry Ray
fa hiverina aminao
tsy mbola renao ve
ny feony Tompo hoe
na dia mena toy ny Jaky aza tononkira.serasera.org ny otanao
dia ho dioviko fotsy vaovao
Tompo o
Tompo Andriamanitra o
inona e no havaliko aminao
noho ny soa izay nantaonao tamiko ka
inona no havaliko
havaliko ho oidgbj anao
raiso re ity foko efa trotraka
fa bpetcw io no mba atolotro
atolotro ho anao
izany indrindra no
takiana aminao
atolory ny fonao svrxrgpu ho fanatitra
f'izany sitraky ny Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 421
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:12
