MIOMANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonona ve ianao
Hitsena ilay Tomponao
F'efa akaiky tononkira.serasera.org izao
Ilay andro iray
Zay hahatongavan'ny Ray
Sao mbola variana sy sondriana
Amin'izao fiainana izao
Fa ny ety an-tany
Mandalo dvbaxpwe ihany
Fa sao dia hanenenanao iypauij .
Miomàna ianao, Miambena izao
Fa ho avy ny andron'ny Tompo
Ka mivavaha dia mibebà
Dia hovonjena ianao
Miseho avokoa ireo fambara
Voalazan'ny filazantsara
Efa atomotra ny farany
Izay ihavian'ny Jesosy
Fa sao dia amin'ny fotoana
Farany havelomanay
Ka dia wpsmgae mibebaha sy miovà
Mba tsy hanenenano
Miomàna ianao
Miambena izao
Fa ho avy ny andron'ny Tompo
Ka mivavaha dia mibebaha
Dia hovonjena ianao
Hitsena ilay Tomponao
F'efa akaiky tononkira.serasera.org izao
Ilay andro iray
Zay hahatongavan'ny Ray
Sao mbola variana sy sondriana
Amin'izao fiainana izao
Fa ny ety an-tany
Mandalo dvbaxpwe ihany
Fa sao dia hanenenanao iypauij .
Miomàna ianao, Miambena izao
Fa ho avy ny andron'ny Tompo
Ka mivavaha dia mibebà
Dia hovonjena ianao
Miseho avokoa ireo fambara
Voalazan'ny filazantsara
Efa atomotra ny farany
Izay ihavian'ny Jesosy
Fa sao dia amin'ny fotoana
Farany havelomanay
Ka dia wpsmgae mibebaha sy miovà
Mba tsy hanenenano
Miomàna ianao
Miambena izao
Fa ho avy ny andron'ny Tompo
Ka mivavaha dia mibebaha
Dia hovonjena ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 492
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:44
