MIOMANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vonona ve ianao
Hitsena ilay Tomponao
F'efa akaiky izao
Ilay andro iray
Zay hahatongavan'ny Ray
Sao mbola variana sy sondriana
Amin'izao fiainana izao
Fa ny ety an-tany
Mandalo ihany
Fa sao dia hanenenanao                        .

Miomàna ianao, Miambena izao
Fa ho avy ny andron'ny Tompo
Ka mivavaha dia mibebà
Dia hovonjena ianao

Miseho avokoa ireo fambara
Voalazan'ny filazantsara
Efa atomotra ny farany
Izay ihavian'ny Jesosy
Fa sao dia amin'ny fotoana
Farany havelomanay
Ka dia mibebaha sy miovà
Mba tsy hanenenano

Miomàna ianao
Miambena izao
Fa ho avy ny andron'ny Tompo
Ka mivavaha dia mibebaha
Dia hovonjena ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Hits : 56
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0734