IZA MOA NO TSY HANAIKY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh iza moa akdthr no tsy hanaiky
fa hoe sarotra ny fiainana
ary iza koa no sahy hilaza fa hoe mahita fiadanana
oh iza moa no tsy mikatsaka itony vola sy harena
kanefa kosa toa vomaika
latsaka ao an-katerena
Fa inona eh no antony
tena mahatonga izany
toa mampijaly loatra re
ty fiainana eto an-tany
nahoana moa ty tany ty
maika mikorosofahana
rahoviana tononkira.serasera.org re isika mjsjght izao
no mba ahita fahafahana
Nahoana moa ny taninao no tsy mety ho tafiarina
angamba ho aho nafeninao sy notakomanao ny marina
nahoana moa no mahantra sahirana ny firenena
angamba ho aho manjaka ao, manjaka ny fitiavan-tena
Tandremo re! tandremo lahy
sao mandrora mitsilany
izay hafafinao anie no jinjaina ouwj ety an-tany
ny tody anie tsy misy fa ny atao no miverina
ka mba diniho izay atao fa sao dia mety ho hanenenana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 448
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:52