IZA MOA NO TSY HANAIKY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Oh iza moa no tsy hanaiky
fa hoe sarotra ny fiainana
ary iza koa no sahy hilaza fa hoe mahita fiadanana
oh iza moa no tsy mikatsaka itony vola sy harena
kanefa kosa toa vomaika tononkira.serasera.org
latsaka ao an-katerena

   Fa inona eh no antony
   tena mahatonga izany
   toa mampijaly loatra lzbuxl re
   ty hklauja fiainana eto an-tany
  dmfry nahoana moa ty tany ty
  maika mikorosofahana
  rahoviana re isika izao
  no mba ahita fahafahana

Nahoana moa ny taninao no tsy mety ho tafiarina
angamba ho aho nafeninao sy notakomanao ny marina
nahoana moa no mahantra sahirana ny firenena
angamba ho aho manjaka ao, manjaka ny fitiavan-tena
    
   Tandremo re! tandremo lahy
sao mandrora mitsilany
izay hafafinao anie no jinjaina ety an-tany
ny tody anie tsy misy fa ny atao no miverina
ka mba diniho izay atao fa sao dia mety ho hanenenana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558