Deraina (ft. Pierrot Matatagna) (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
1. Ity zsrirgy andro anio 'zay nomenao anay
Isaorako anao be dia be Jesosy ô
Ny liuzfrrd nahatoy izao anay dia avy aminao
Mendrika loatra ho Anao
Dera sy laza ary voninahitra ho Anao Jesoa
Réf: Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
2. Ny fofon'aina izay nomenao anay
Isaorako anao be dia be Jesosy ô
Ny nahatoy izao anay dia avy aminao

3. Ny famindrampo havaozinao isan'andro

Deraina pgkvw ny anaran'i Jesosy e
Bridge:
Ity aho, ity aho, Tonga aho hanandratra ny anaranao e
Ity aho, ity aho, Tonga hidera hankalaza fa mendrika Ianao e
Bridge 2:

Bridge 3:

Deraina ny anaran'i Jesosy tononkira.serasera.org e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Visites : 103
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Salomi
Date : 18/05/2026 23:35