Deraina (ft. Pierrot Matatagna) (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Deraina e! Deraina e!Deraina ny anaran'i Jesosy e
Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
1. Ity andro anio 'zay nomenao anay
Isaorako anao be dia be Jesosy ô
Ny nahatoy izao anay dia avy aminao
Mendrika loatra ho Anao
Dera sy laza ary voninahitra ho Anao Jesoa
Réf: Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
2. Ny fofon'aina izay nomenao anay
Isaorako anao be dia be Jesosy ô
Ny nahatoy izao anay dia avy aminao
Mendrika loatra ho Anao
Dera sy laza ary voninahitra ho Anao Jesoa
Réf: Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
3. Ny famindrampo havaozinao isan'andro
Isaorako anao be dia be Jesosy ô
Ny nahatoy izao anay dia avy aminao
Mendrika loatra ho Anao
Dera sy laza ary voninahitra ho Anao Jesoa
Réf: Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
Deraina e! Deraina e!
Deraina ny anaran'i Jesosy e
Bridge:
Ity aho, ity aho, Tonga aho hanandratra ny anaranao e
Ity aho, ity aho, Tonga hidera hankalaza fa mendrika Ianao e
Bridge 2:
Ity aho, ity aho, Tonga aho hanandratra ny anaranao e
Ity aho, ity aho, Tonga hidera hankalaza fa mendrika Ianao e
Bridge 3:

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 15
Likes : 0 Like
Created by : Salomi
Date : 18/05/2026 23:35