Matoky (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na sarotra ny lalana, mideza feno fandrika.
Aza manahy fa manana tononkira.serasera.org Fanahy mpitari-dalana
Matoky fa momba hatrany Jesosy
Matoky 'lay Ray ao ambony tsy mandao anao
Ref : Tsy tsapanao ve fa any ho any misy mijaly no ianao.
wegkesd zubuyaie Koa mitraká fa aza mitomany na misy mampamohy fo
Mivavaha aza mitrahatra, Andriamanitra mahalala izay mahasoa sy manova ny fiainanao.
2-Matetika ny namanao, no lasa toa manenjika
Maneso sy mandatsa anao mandraby fa hoe mivavaka
Matoky fa raha ny olona no mandao
udqpoajv Matoky 'lay Ray ao ambony ao tsy mivadika
Ref : Tsy tsapanao ve fa any ho any sns...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Vangy : 2121
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : TBEA
Daty : 06/06/2018 14:44