Matoky (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Na sarotra ny lalana, mideza feno fandrika.
Aza manahy fa manana Fanahy mpitari-dalana
Matoky fa momba hatrany Jesosy
Matoky oaxxo 'lay Ray ao ambony tsy mandao anao
Ref : Tsy tsapanao ve fa any ho any misy mijaly no ianao.
ytwomnlh Koa mitraká fa aza mitomany na misy mampamohy fo
Mivavaha aza mitrahatra, tononkira.serasera.org Andriamanitra mahalala izay mahasoa sy manova ny fiainanao.
2-Matetika ny namanao, no lasa toa manenjika
Maneso sy mandatsa anao mandraby fa hoe mivavaka
Matoky fa raha ny olona no mandao
Matoky 'lay Ray ao ambony ao tsy mivadika
Ref : Tsy tsapanao ve fa any ho any nklns sns...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Hits : 2042
Likes : 1 Like
Created by : TBEA
Date : 06/06/2018 14:44