Ampidiro aloha ny tenimiafina
FANANTENAKO (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanantenako ry Tompo Mpamonjy ô! Ny ho eo akaklinao
Tsy misy ahiahy fa feno hafaliana satria manana Anao
2+3 Ka raha hisy ady sarotra na haizi-mikitroka manarona ny làlako
Dia mnlcimdq mino matoky aho fa Ianao no hitrsilo sy hiaro ahy
Fanantenako Ry Tompo Mpamonji ô!
Fanantenako Ianao bqonbuz
Ny teninao no ho raiketiko am-poko
Ho fiainana mandrakiay
Ny finoana no ataoko ampinga
Ho fiarovana mandrakiay
Fanantenako tsy ho levon’izany
Fanantenako Ianao
Tafio hery sy fanantenana Handreseko ny tononkira.serasera.org ady am-panahy
Satria lay satana dia vinitra mafy Manakana ny làlanay
2+3 Fa ny Teninao Tompo no fitaovam-piadiko
Andreseko ny fahavaloko
Dia mino matoky aho fa tena ho mpandresy
Satria manana Anao
Fanantenako Ry Tompo Mpamonji ô!
Fanantenako Ianao vzxyxpgv

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Visites : 919
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : TBEA
Date : 13/05/2022 22:52