FANANTENAKO (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanantenako ry Tompo Mpamonjy ô! Ny ho eo akaklinaoTsy misy ahiahy fa feno hafaliana satria manana Anao
2+3 Ka raha hisy ady sarotra na haizi-mikitroka manarona ny làlako
Dia mino matoky aho fa Ianao no hitrsilo sy hiaro ahy
Fanantenako Ry Tompo Mpamonji ô!
Fanantenako Ianao
Ny teninao no ho raiketiko am-poko
Ho fiainana mandrakiay
Ny finoana no ataoko ampinga
Ho fiarovana mandrakiay
Fanantenako tsy ho levon’izany
Fanantenako Ianao
Tafio hery sy fanantenana Handreseko ny ady am-panahy
Satria lay satana dia vinitra mafy Manakana ny làlanay
2+3 Fa ny Teninao Tompo no fitaovam-piadiko
Andreseko ny fahavaloko
Dia mino matoky aho fa tena ho mpandresy
Satria manana Anao
Fanantenako Ry Tompo Mpamonji ô!
Fanantenako Ianao
Ny teninao no ho raiketiko am-poko
Ho fiainana mandrakiay
Ny finoana no ataoko ampinga
Ho fiarovana mandrakiay
Fanantenako tsy ho levon’izany
Fanantenako Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Hits : 667
Likes : 0 Like
Created by : TBEA
Date : 13/05/2022 22:52