Velosoa (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  1 - Andriamanitra mahery no Andriamanitray
       Ka ny ratsy tsy hajanonay eo anolohanay
       Efa an-taona marobe nohon’ny zanany
       Anay ny fiadanany f’ianao satana mangahiahy.

  2 - tononkira.serasera.org Ny asan-tsika olona dia noho Izy Soa
        Ka ny hindrafony be no manaraka
        Isika voatahiny, tena miadana
        Ka ilay tsy marina dia ho menatra fatratra.

  Ref : * (Fa VELOSOA) Velosoa (x2)
             habdmaf   Fa VELOSOA ‘Zahay eo an-tanan-Ray
        nlgznv      (Fa VELOSOA) Velosoa (x2)
               Fa VELOSOA ‘Zahay mino ny voahosony.

           ** Andraranginay no Mpanjaka be hatea
               Io no hanoloran’ny olo mdkixgv ny voninahiny
               Fa Azy ny laza hatrizay mandrakizay
               Eny Ianao ry Ray Mahery Telo Izay Iray

** Velosoa **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 241
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 19:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0263