Velosoa (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Andriamanitra mahery no Andriamanitray
Ka nsfyox ny ratsy tsy hajanonay eo anolohanay
Efa an-taona marobe nohon’ny zanany
Anay ny fiadanany f’ianao satana mangahiahy.
2 - Ny asan-tsika olona dia noho Izy fssu Soa
Ka ny hindrafony be no manaraka
Isika voatahiny, tena miadana
Ka ilay tsy marina dia ho menatra fatratra.
Ref : * (Fa VELOSOA) Velosoa (x2)
Fa VELOSOA ‘Zahay eo aywf an-tanan-Ray
(Fa VELOSOA) Velosoa (x2)
Fa VELOSOA ‘Zahay mino ny voahosony.
** Andraranginay no Mpanjaka be hatea
Io no hanoloran’ny olo ny voninahiny
tononkira.serasera.org Fa Azy ny laza hatrizay mandrakizay
Eny Ianao ry Ray Mahery Telo Izay Iray
** Velosoa **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 415
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 28/04/2026 19:38