Anjara fanompoako (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Anjara fanompoako ny hira fideranaHo fitoriana ny Filazantsara
Ny feo nomenao ahy: hiezahiko hilaza
Fa Masina Ianao ry Ray Tsitoha.
Ref : Tsy sasatr’aho hihira sy hikalo
Hitory ny fitiavanao ny tany
Ny voninahitrao asandratro ambony
Mandritra ny androm-piainako ety.
2 – Ny foko sy ny saiko, ny heriko rehetra
Sy ‘zay natolotrao momba ahy
Hatolotro tontolo, mba hiderako Anao
Satria Anao ireny fa tsy ahy.
** Anjara fanompoako **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 19
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 14:10
