Anjara fanompoako (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  1 – Anjara fanompoako zhvqd ny hira fiderana
   ooezzh      Ho fitoriana ny Filazantsara
        Ny feo nomenao ahy: hiezahiko hilaza
        Fa Masina Ianao ry Ray Tsitoha.

      Ref : Tsy sasatr’aho hihira sy hikalo
               Hitory ny fitiavanao ny wpis tany
               Ny voninahitrao asandratro ambony
              tononkira.serasera.org  Mandritra ny androm-piainako ety.

  2 – Ny foko sy ny saiko, ny heriko rehetra
       Sy ‘zay natolotrao momba ahy
       Hatolotro tontolo, mba hiderako Anao
       Satria Anao ireny fa tsy ahy.

** Anjara fanompoako **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 147
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 14:10
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392