Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY MARINA AMIN'NY FINOANA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy,henoy ny marina amin'ny finoana e! (no tena marina)
Ny marina amin'ny finoana e! izany ihany idtw NO (no ho velona)
Ny auqrxj marina tsy misy tononkira.serasera.org maro
FA TOKANA E!
Jesosy dqtsd Tompo 'lay nandresy
NO MARINA
Izay mino Azy de ho voavonjy
HO VELONA E!
Handova fiainana mateza
HO SAMBATRA
Kanefa indrisy
IREO MAROBE
Manompo sampy
VERY IZY IREO
Inoany mantsy
FA HO HITANY AO
Ilay famonjena
AZO ANTOKA
Kanefa misy
VERY IZY IREO
Nandany vola
TE HO AFAKA
Ny marina amin'ny finoana e! izany ihany idtw NO (no ho velona)
Ny auqrxj marina tsy misy tononkira.serasera.org maro
FA TOKANA E!
Jesosy dqtsd Tompo 'lay nandresy
NO MARINA
Izay mino Azy de ho voavonjy
HO VELONA E!
Handova fiainana mateza
HO SAMBATRA
Kanefa indrisy
IREO MAROBE
Manompo sampy
VERY IZY IREO
Inoany mantsy
FA HO HITANY AO
Ilay famonjena
AZO ANTOKA
Kanefa misy
VERY IZY IREO
Nandany vola
TE HO AFAKA
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 2077
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : stewartfaniry2
Date : 26/04/2015 13:49
