Ampidiro aloha ny tenimiafina
NY MARINA AMIN'NY FINOANA (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Henoy,henoy ny marina amin'ny finoana e! (no tena marina)
Ny marina amin'ny finoana e! izany ihany NO tononkira.serasera.org (no ho velona)
Ny marina tsy misy maro
FA TOKANA E!
Jesosy Tompo 'lay nandresy
NO frie MARINA
Izay mino Azy de ho voavonjy
HO VELONA E!
Handova fiainana mateza
HO ymjovl dnpxes SAMBATRA
Kanefa indrisy
IREO MAROBE
Manompo sampy
VERY IZY IREO
Inoany mantsy
FA HO HITANY AO
Ilay famonjena
AZO ANTOKA
Kanefa misy
VERY IZY IREO
Nandany vola
TE HO AFAKA
Ny marina amin'ny finoana e! izany ihany NO tononkira.serasera.org (no ho velona)
Ny marina tsy misy maro
FA TOKANA E!
Jesosy Tompo 'lay nandresy
NO frie MARINA
Izay mino Azy de ho voavonjy
HO VELONA E!
Handova fiainana mateza
HO ymjovl dnpxes SAMBATRA
Kanefa indrisy
IREO MAROBE
Manompo sampy
VERY IZY IREO
Inoany mantsy
FA HO HITANY AO
Ilay famonjena
AZO ANTOKA
Kanefa misy
VERY IZY IREO
Nandany vola
TE HO AFAKA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 2038
Likes : 0 Like
Created by : stewartfaniry2
Date : 26/04/2015 13:49
