Mifaly (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mifaly sy miravoravo ny fanahiko
Misaotra sy midera Anao ry Ray mpanindra fo Fa narovanao, ka he nxwogv ndunivq toy izao
Ny dera sy ny laza re atolotra Anao
2- Ny ra izay nalatsakao Jesosy tia ô
Dia fanavotanao anay ka afaka izahay
Ny fitiavanao, ny fahasoavanao
Tsy takatry ny saiko, tsy haiko tononina
3- Ry mpanazava tononkira.serasera.org sy mpitari-dalana anay lanao mitsilo sy mambomba ny fanahinay lanao miaro anay tsy ho rendrika
Ny tananao mitsotra ka mitantana anay.
Refrain:
Endre mahagaga sy tsara tokoa
Izay nataonao mahasambatra
Ka ny fiderana sy sxjtfco fankalazana
Dia ho Anao mandrakizay fa tsara Ianao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 232
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : CJ21
Date : 02/01/2026 16:08