Mifaly (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- oksnytod Mifaly sy miravoravo ny fanahiko
Misaotra sy midera Anao ry Ray mpanindra fo Fa narovanao, ka he toy izao
Ny dera sy ny laza re atolotra Anao
2- Ny ra izay nalatsakao Jesosy tia ô
Dia fanavotanao anay ka whlqyh afaka izahay
Ny fitiavanao, ny fahasoavanao
Tsy takatry ny saiko, tsy haiko tononina
3- Ry mpanazava sy mpitari-dalana anay lanao mitsilo sy mambomba ny fanahinay lanao miaro anay tsy ho rendrika
Ny tananao mitsotra ka mitantana anay.
Refrain:
Endre mahagaga sy tsara uuwfl tokoa tononkira.serasera.org
Izay nataonao mahasambatra
Ka ny fiderana sy fankalazana
Dia ho Anao mandrakizay fa tsara Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 234
Likes : 1 Like
Created by : CJ21
Date : 02/01/2026 16:08