Vazoy (Zopanage)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injao heno midona atsy ny orana
Avy any atsinanana mamaky ny ala
Poa toa izay dia nanjombona ny tononkira.serasera.org andro
Ka nentin’ny rahona ilay hafanana
F’angaha raha be ny setrasetran'ny tany
Dia atao mampanjombona sy rejboq hampitomany
Tsinjovy ny ampitso mbola ho lava
Fa ny andro manjombona bgamrxs dia hody hazava
Vazoy uihqcr ny hira hiredona
F’aza mora manembona
F’ity revy tsy avela hitondra
Hisavoana any ambon'ny rahona mainty
Fa manana ny hery miavosa
Ho enti-miady ilay mahakanosa
Soloy kalo ary izany tomany
Ka tohero amin’ny fo ny ankason’ny tany
Fenoy tsiky izato endrikao maloka
Hampody ny hakanton’ilay fahazazana
Vazoy e ny hira hiredona
F’aza mora manembona
Tonony sy feony : Ndrina RANAIVOARIMANANA
Avy any atsinanana mamaky ny ala
Poa toa izay dia nanjombona ny tononkira.serasera.org andro
Ka nentin’ny rahona ilay hafanana
F’angaha raha be ny setrasetran'ny tany
Dia atao mampanjombona sy rejboq hampitomany
Tsinjovy ny ampitso mbola ho lava
Fa ny andro manjombona bgamrxs dia hody hazava
Vazoy uihqcr ny hira hiredona
F’aza mora manembona
F’ity revy tsy avela hitondra
Hisavoana any ambon'ny rahona mainty
Fa manana ny hery miavosa
Ho enti-miady ilay mahakanosa
Soloy kalo ary izany tomany
Ka tohero amin’ny fo ny ankason’ny tany
Fenoy tsiky izato endrikao maloka
Hampody ny hakanton’ilay fahazazana
Vazoy e ny hira hiredona
F’aza mora manembona
Tonony sy feony : Ndrina RANAIVOARIMANANA
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ZopanageHits : 4513
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 08/10/2012 21:51
