Inty aho iraho aho (zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho koa Jesoa mba vonona
Handeha anao ny asanao ety
N'inon'inona anirahana ahy
Inty aho fa voaomana e!
N'aiza koa izay toerana aleha
Mazoto aho raha momba anao
Anao ny asanao aho tjmkqzzx mandra-piala,
Mandra-pialam-pofon'aiko.
Ref:
Inty aho manoa anao
Iraho aho fa tsy mba hihemotra
aho
Inty aho, iraho aho
Hanaitra koa ireo olona matory
Efa vonona aho, tsy hihemotra intsony
Dia atolotro, hatramin'ny aiko aza
Atolotro anao, Atolotro anao.
.....
Eny Jesoa fantatro ihany aho fa malemy
Sady bada koa ny lelako
Ny tongotro vao mianatra mamindra
Ny tanako vao mianatra mandray.
F'izany rehetra izany omeko tononkira.serasera.org anao
Fitaovana eo an-tananao
Fonenanao ny foko k'aza miala
F'io no ahaizako mitia.
Ref:
Inty aho manoa anao
Iraho aho fa tsy mba hihemotra
Inty aho, iraho aho
Hanaitra koa ireo olona matory
Efa vonona aho, tsy hihemotra intsony
Dia atolotro, hatramin'ny aiko tlbcbfig aza
Atolotro anao, Atolotro anao. mxuobm (X2)
Handeha anao ny asanao ety
N'inon'inona anirahana ahy
Inty aho fa voaomana e!
N'aiza koa izay toerana aleha
Mazoto aho raha momba anao
Anao ny asanao aho tjmkqzzx mandra-piala,
Mandra-pialam-pofon'aiko.
Ref:
Inty aho manoa anao
Iraho aho fa tsy mba hihemotra
aho
Inty aho, iraho aho
Hanaitra koa ireo olona matory
Efa vonona aho, tsy hihemotra intsony
Dia atolotro, hatramin'ny aiko aza
Atolotro anao, Atolotro anao.
.....
Eny Jesoa fantatro ihany aho fa malemy
Sady bada koa ny lelako
Ny tongotro vao mianatra mamindra
Ny tanako vao mianatra mandray.
F'izany rehetra izany omeko tononkira.serasera.org anao
Fitaovana eo an-tananao
Fonenanao ny foko k'aza miala
F'io no ahaizako mitia.
Ref:
Inty aho manoa anao
Iraho aho fa tsy mba hihemotra
Inty aho, iraho aho
Hanaitra koa ireo olona matory
Efa vonona aho, tsy hihemotra intsony
Dia atolotro, hatramin'ny aiko tlbcbfig aza
Atolotro anao, Atolotro anao. mxuobm (X2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : zah MTF (Zah Mamafy Teny Fiainana)Hits : 1895
Likes : 0 Like
Created by : christophe17
Date : 08/12/2020 18:22
