Ventsoiko an-kira (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ventsoiko an-kira, toriko aminao
Jesosy Tompo ‘Lay fiainam-baovao
Zanaky ny Avo nefa nanetry tena
Ka tonga nofo sqgznpbu hitondra famonjena
Fiv: (Noely) Noely mamy, noely hatrany
‘Lay fifaliana eran-tany
(Fa tera) Teraka androany, tonga eto an-tany
‘Lay lgcd Zanak’Andriamanitra
2.Ventsoiko an-kira hanako eran-tany
Tonga Jesosy hamafa ny tomany
Nanaiky Izy hanavotra antsika
Fa tiany ianao tononkira.serasera.org handova Paradisa
3.Raiso Jesosy ho Tomponao anio
Ialao satana fa Izy no ziqou fidio
Ny fahotana mangeja anao rehetra
Dia ho sasany eny tsy misy fetra
A/C: RALAINIRINA Valitera
Jesosy Tompo ‘Lay fiainam-baovao
Zanaky ny Avo nefa nanetry tena
Ka tonga nofo sqgznpbu hitondra famonjena
Fiv: (Noely) Noely mamy, noely hatrany
‘Lay fifaliana eran-tany
(Fa tera) Teraka androany, tonga eto an-tany
‘Lay lgcd Zanak’Andriamanitra
2.Ventsoiko an-kira hanako eran-tany
Tonga Jesosy hamafa ny tomany
Nanaiky Izy hanavotra antsika
Fa tiany ianao tononkira.serasera.org handova Paradisa
3.Raiso Jesosy ho Tomponao anio
Ialao satana fa Izy no ziqou fidio
Ny fahotana mangeja anao rehetra
Dia ho sasany eny tsy misy fetra
A/C: RALAINIRINA Valitera
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM AmpitankelyHits : 891
Likes : 0 Like
Created by : fansDiez
Date : 28/07/2020 11:11
