Tsy hifoka (VLM Ampitankely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Fadiko ny sigara
fa zavatra tsy tsara
Sakafo tsy azo toky
Fa tsy ynmoxtwv mba mahavoky
Hariva sy antoandro
Ny ahy dia ny tononkira.serasera.org vary
No haniko isanandro
Fa tsy mba xrckyegl mankarary
Fiv Fadiko koa ny toaka
Fa loza ho am-bahoaka
Ka na dia eran-tsotra
Izaho tsy hisotra
Ry Dada sy ry Mama
Ny rano e sotroina
Fa io no mahasalama
Tsy ahitana voina
2.Fadiko ny miloka
Fa tena manodoka
Mandrava ny voavory
Ka tonga mampahory
Ny asa kosa ny ahy
No tiako hijoroana
Fa tsy ho lehilahy (vehivavy)
Mpirenireny foana
Fiv dmskay Fadiko koa ny toaka
Fa loza ho am-bahoaka
Ka na dia eran-tsotra
Izaho tsy hisotra
Ry Dada sy ry Mama
Ny rano e sotroina
Fa io no mahasalama
Tsy ahitana voina
A/C RALISON Jean Aimé, RALAINIRINA Valitera
fa zavatra tsy tsara
Sakafo tsy azo toky
Fa tsy ynmoxtwv mba mahavoky
Hariva sy antoandro
Ny ahy dia ny tononkira.serasera.org vary
No haniko isanandro
Fa tsy mba xrckyegl mankarary
Fiv Fadiko koa ny toaka
Fa loza ho am-bahoaka
Ka na dia eran-tsotra
Izaho tsy hisotra
Ry Dada sy ry Mama
Ny rano e sotroina
Fa io no mahasalama
Tsy ahitana voina
2.Fadiko ny miloka
Fa tena manodoka
Mandrava ny voavory
Ka tonga mampahory
Ny asa kosa ny ahy
No tiako hijoroana
Fa tsy ho lehilahy (vehivavy)
Mpirenireny foana
Fiv dmskay Fadiko koa ny toaka
Fa loza ho am-bahoaka
Ka na dia eran-tsotra
Izaho tsy hisotra
Ry Dada sy ry Mama
Ny rano e sotroina
Fa io no mahasalama
Tsy ahitana voina
A/C RALISON Jean Aimé, RALAINIRINA Valitera
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : VLM AmpitankelyHits : 1073
Likes : 0 Like
Created by : fansDiez
Date : 25/01/2019 22:53
